toa zava-poana (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo anay tokoa ny fo sy sain’iray hanaovanay ny asa
Hitory hatrany ny fitiavan’i Jesoa no tena imasoanay
Hihazakazaka aho hanao tokoa izay rehetra azo atao
Ka hanambara fa tononkira.serasera.org Jesoa irery ihany no azo itokiana
Izy irery ennm ihany no ‘lay tena làlana
Ts’isy mankany amin’ny Ray wdebuiqk raha tsy amin’ny alalany
Maneke azy fa Izy no mpamonjy anao
Mba hahazoanay ‘lay fiaina-mandrakizay
Toa zava-poana re ‘zay rehetra atao ety
Raha tsy mitory ny fitiavan’i Kristy
Mifankatiava re ho fo sy saina iray
No entina manao reo asa ‘zay nampanaoviny
                ANDRIAMIZAKA Hery Razanakto ( bdmhfzli 21/01/2025)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 486
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 06/03/2025 07:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452