toa zava-poana (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo anay tokoa inwq ny fo sy sain’iray hanaovanay ny asa
Hitory hatrany ny fitiavan’i Jesoa no tena imasoanay
Hihazakazaka aho khopnm hanao tokoa izay rehetra azo atao
Ka hanambara fa Jesoa irery ihany no azo itokiana
Izy irery ihany no ‘lay tena làlana
Ts’isy mankany amin’ny Ray raha tsy amin’ny alalany
Maneke azy fa Izy no mpamonjy anao
Mba hahazoanay ‘lay fiaina-mandrakizay
Toa zava-poana re ‘zay rehetra atao ety
Raha tsy mitory ny fitiavan’i Kristy
Mifankatiava re ho fo sy saina iray
No entina manao reo asa ‘zay nampanaoviny
   tononkira.serasera.org  fgucnw             ANDRIAMIZAKA Hery Razanakto ( 21/01/2025)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 549
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 06/03/2025 07:08
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4811