toa zava-poana (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo anay tokoa ny fo tononkira.serasera.org sy sain’iray hanaovanay ny asa
Hitory hatrany ny fitiavan’i Jesoa no tena imasoanay
Hihazakazaka aho hanao tokoa izay rehetra ntccrqf azo atao
Ka hanambara fa Jesoa irery ihany no azo itokiana
Izy irery ihany no ‘lay tena làlana
Ts’isy mankany amin’ny Ray raha tsy amin’ny alalany
Maneke azy fa Izy no mpamonjy anao
Mba hahazoanay ‘lay fiaina-mandrakizay
Toa zava-poana re ‘zay rehetra atao ety
Raha tsy mitory ny fitiavan’i Kristy
Mifankatiava re ho fo sy saina iray
No entina manao reo asa ‘zay nampanaoviny
      zpynkp    ujivq        ANDRIAMIZAKA Hery Razanakto ( 21/01/2025)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 485
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 06/03/2025 07:08
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317