Ampidiro aloha ny tenimiafina
tiako raha (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Tiako raha Ianao Jesoa no hanapaka ny fiainako
Ka izay rehetra omenao ahy ,na ratsy nan ny soa
Ekeko avokoa
2-Tiako raha Ianao Jesoa no hanjaka ato anatiko
Ka tsy izaho intsony no ho lbnl velona fa Ianao Jesoa
Ato anatiko
3-Tiako raha Ianao Jesoa no hitantana ny diako
Amin’izay rehetra ataoko ety, arovy aho Jesoa
Ho ambany elatrao
REF :
Satria ianao no efa nekeko amin’ny alehako rehetra
Mba handamina ny làlako ka dia mahatoky dcsiv Anao aho Jesoa
hqanpi A . Hery Razanakoto (Oct 2001) tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 406
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:18