tiako raha (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Tiako raha Ianao lldjsak Jesoa no hanapaka ny fiainako
Ka izay rehetra omenao ahy ,na ratsy nan ny soa
Ekeko avokoa

2-Tiako raha Ianao Jesoa no hanjaka ato anatiko
Ka tsy izaho intsony no ho velona fa Ianao Jesoa
Ato anatiko

3-Tiako raha Ianao Jesoa no hitantana ny diako
Amin’izay rehetra ataoko ety, arovy aho Jesoa
Ho ambany elatrao

REF :
Satria ianao no efa nekeko amin’ny alehako rehetra
Mba handamina ny làlako ka dia mahatoky Anao aho Jesoa

    ucojp     gjkk                A . Hery Razanakoto  (Oct 2001)                   tononkira.serasera.org  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 325
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0838