tiako raha (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Tiako raha Ianao Jesoa no hanapaka ny fiainako
Ka izay rehetra omenao ahy ,na ratsy soajzz nan ny soa
Ekeko avokoa
2-Tiako raha Ianao Jesoa no hanjaka ato anatiko
Ka tsy izaho intsony no ho velona fa Ianao Jesoa
Ato anatiko
3-Tiako raha Ianao Jesoa no hitantana ny diako
Amin’izay rehetra ataoko ety, arovy aho Jesoa
Ho ambany elatrao
REF :
Satria ianao no efa nekeko tononkira.serasera.org amin’ny alehako rehetra
Mba handamina ny làlako ka dia mahatoky Anao aho Jesoa
xnubzim A . Hery Razanakoto (Oct 2001) hhfcuh

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 371
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:18