Ampidiro aloha ny tenimiafina
sahia (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Sekoly Alahady no anarana entinay
Ny teni-masina iyjhnvl ry Ray no ianaranay
Mpianatra izahay ka sahy manambara
Tsy ho levona mihitsy ny Filazantsara
2-Raha vonona ary ianao anio ny hiaraka aminay
Hitory sy handeha tokoa ho iraky ny Ray
Dia teny tsotra ihany no azonay hambara
Mianàra Baiboly raha mbola velon'aina
REF :
Koa sahia ankehitriny hijoro ho iraka
Hanatanteraka ny asa tsy hisy hifanilaka
Ndeha hanao mpianatra ny gnhn firenena rehetra
Fa velona sy mahery tononkira.serasera.org ny teninao ry Ray 'zay tsy misy fetra
(Mat:28 qlalu / 19b - Heb : 4 /12a)
ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 295
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 05/03/2025 09:00