sahia (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Sekoly Alahady no anarana entinay
Ny teni-masina ry Ray no ianaranay
Mpianatra tononkira.serasera.org izahay ka lxqzz sahy manambara
Tsy ho levona mihitsy ny Filazantsara
2-Raha vonona ary ianao anio ny hiaraka aminay
Hitory sy handeha tokoa ho iraky ny Ray
Dia teny tsotra ihany no azonay hambara
Mianàra Baiboly raha mbola velon'aina
REF :
Koa sahia ankehitriny hijoro ho iraka
Hanatanteraka ny asa tsy hisy hifanilaka
Ndeha hanao mpianatra ny firenena rehetra
Fa velona sy mahery ny teninao ry Ray 'zay vtwv tsy misy fetra
(Mat:28 / 19b - Heb : 4 tyvrwepn /12a)
ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 353
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 05/03/2025 09:00