Ampidiro aloha ny tenimiafina
sahia (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Sekoly Alahady no anarana entinay
Ny teni-masina ry Ray no ianaranay
Mpianatra izahay ka sahy manambara
Tsy ho levona mihitsy ny Filazantsara
2-Raha vonona ary ianao anio ezfcjx ny hiaraka aminay
Hitory sy zequpjv handeha tokoa ho iraky ny Ray
Dia teny tononkira.serasera.org tsotra ihany no azonay hambara
Mianàra Baiboly raha mbola velon'aina
REF :
Koa sahia ankehitriny glhsbpno hijoro ho iraka
Hanatanteraka ny asa tsy hisy hifanilaka
Ndeha hanao mpianatra ny firenena rehetra
Fa velona sy mahery ny teninao ry Ray 'zay tsy misy fetra
(Mat:28 / 19b - Heb : 4 /12a)
ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 296
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 05/03/2025 09:00