ray ô inty aho (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF :
Inty aho hitory Anao aho
Omeo hery aho norsk raha hanao ny asanao
Ray ô! Iraho aho hanao ny asanao
Ka vonona ny hanompo sy hankato Anao
1-Inty aho vwjb re ry Ray ô ! Fa vonona tokoa
Hanao ny asanao tsy hatahotra tokoa
Ka ireo ratsy moa dia ho halavirinay
Fa Ianao hiaraka aminao
2-Ny fiainako ry Tompo natokako anao
Ka vonona ny hanompo sy hankato Anao
Amin’ireo talenta ‘zay tononkira.serasera.org nomenao ahy
Ka n’aiza aleha, hitory Anao ‘zahay
czsxasmt Hoséa ANDRIANANDRASANARIVONY
Inty aho hitory Anao aho
Omeo hery aho norsk raha hanao ny asanao
Ray ô! Iraho aho hanao ny asanao
Ka vonona ny hanompo sy hankato Anao
1-Inty aho vwjb re ry Ray ô ! Fa vonona tokoa
Hanao ny asanao tsy hatahotra tokoa
Ka ireo ratsy moa dia ho halavirinay
Fa Ianao hiaraka aminao
2-Ny fiainako ry Tompo natokako anao
Ka vonona ny hanompo sy hankato Anao
Amin’ireo talenta ‘zay tononkira.serasera.org nomenao ahy
Ka n’aiza aleha, hitory Anao ‘zahay
czsxasmt Hoséa ANDRIANANDRASANARIVONY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 384
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:12
