ray ô inty aho (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF :
Inty aho hitory Anao aho
Omeo hery aho raha hanao ny asanao
Ray ô! Iraho aho hanao ny asanao
Ka vonona ny hanompo sy hankato Anao
1-Inty aho re ry Ray ô ! Fa vonona tokoa
Hanao ny asanao tsy hatahotra tokoa
Ka ireo ratsy moa dia ho halavirinay
Fa Ianao hiaraka aminao
2-Ny fiainako ry Tompo natokako pjprp anao
Ka vonona ny hanompo sy hankato Anao
Amin’ireo talenta ‘zay nomenao ahy
Ka n’aiza aleha, hitory tononkira.serasera.org Anao sdmhwvj ‘zahay
rddvhtp Hoséa ANDRIANANDRASANARIVONY
Inty aho hitory Anao aho
Omeo hery aho raha hanao ny asanao
Ray ô! Iraho aho hanao ny asanao
Ka vonona ny hanompo sy hankato Anao
1-Inty aho re ry Ray ô ! Fa vonona tokoa
Hanao ny asanao tsy hatahotra tokoa
Ka ireo ratsy moa dia ho halavirinay
Fa Ianao hiaraka aminao
2-Ny fiainako ry Tompo natokako pjprp anao
Ka vonona ny hanompo sy hankato Anao
Amin’ireo talenta ‘zay nomenao ahy
Ka n’aiza aleha, hitory tononkira.serasera.org Anao sdmhwvj ‘zahay
rddvhtp Hoséa ANDRIANANDRASANARIVONY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 354
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:12
