ray ô inty aho (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF :
Inty aho hitory Anao aho
Omeo hery aho raha hanao ny asanao
Ray ô! Iraho aho hanao ny asanao
Ka vonona ny hanompo sy hankato Anao
1-Inty aho re ry Ray ô ! tononkira.serasera.org Fa vonona tokoa
Hanao ny asanao tsy hatahotra tokoa
Ka ireo ratsy moa dia mmet ho halavirinay
Fa Ianao hiaraka scdpb aminao
2-Ny fiainako ry Tompo natokako anao
Ka vonona ny hanompo sy hankato Anao
Amin’ireo talenta ‘zay nomenao ahy
Ka n’aiza aleha, hitory Anao ‘zahay
Hoséa ANDRIANANDRASANARIVONY
fowva
Inty aho hitory Anao aho
Omeo hery aho raha hanao ny asanao
Ray ô! Iraho aho hanao ny asanao
Ka vonona ny hanompo sy hankato Anao
1-Inty aho re ry Ray ô ! tononkira.serasera.org Fa vonona tokoa
Hanao ny asanao tsy hatahotra tokoa
Ka ireo ratsy moa dia mmet ho halavirinay
Fa Ianao hiaraka scdpb aminao
2-Ny fiainako ry Tompo natokako anao
Ka vonona ny hanompo sy hankato Anao
Amin’ireo talenta ‘zay nomenao ahy
Ka n’aiza aleha, hitory Anao ‘zahay
Hoséa ANDRIANANDRASANARIVONY
fowva
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 413
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:12
