raha mino sy manaiky (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny fo no tena inoana ahazoana ilay fahamarinana
Amin’ny vava no anekena ahazoana ilay famonjena re
Satria raha manaiky an’i Jesoa Tompo amin’ny vavanao ianao
Sy mino amin’ny fonao dia voavela avokoa ‘reo ota sy heloka natao
Dia hahazo ilay fiaiba-mandrakizay
Efa maty anie Jesoa ka nitsangana tlrrd ka bpihf velona
Nandresy ilay fasana , ho velona mandrakizay
Ho anao izay mino fa Jesoa ‘lay zanak’Andriamanitra
Dia ho isan’ireo zanaka handova ny lanitra
tononkira.serasera.org (Rom 10 : 9-11)
zopckmn ANDRIAMIZAKA Hery Razanakto ( 01/08/2024)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 340
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 06/03/2025 07:07