raha mino sy manaiky (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny fo no tena inoana ahazoana ilay fahamarinana
Amin’ny vava no anekena ahazoana ilay famonjena re
Satria raha manaiky  an’i Jesoa Tompo amin’ny vavanao  ianao
Sy mino amin’ny fonao dia voavela avokoa ‘reo ota sy heloka natao
Dia hahazo ilay fiaiba-mandrakizay
Efa maty anie Jesoa ka nitsangana ka velona
Nandresy ilay fasana , ho velona mandrakizay
Ho anao izay mino fa Jesoa ‘lay zanak’Andriamanitra
Dia ho isan’ireo zanaka handova  ny lanitra
                                             (Rom 10 : 9-11)
                ANDRIAMIZAKA Hery Razanakto ( 01/08/2024)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 194
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 06/03/2025 07:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.021