raha mino sy manaiky (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny xalugvmm fo no tena inoana ahazoana tononkira.serasera.org ilay fahamarinana
Amin’ny vava no anekena ahazoana ilay famonjena re
Satria raha manaiky an’i Jesoa Tompo amin’ny vavanao ianao
Sy mino amin’ny fonao dia voavela avokoa ‘reo ota sy heloka natao
Dia hahazo ilay fiaiba-mandrakizay
Efa maty anie Jesoa fpknkcbc ka nitsangana ka velona
Nandresy ilay fasana , ho velona mandrakizay
Ho anao izay mino fa Jesoa ‘lay zanak’Andriamanitra
Dia ho isan’ireo zanaka handova ny lanitra
woigtau (Rom 10 : 9-11)
ANDRIAMIZAKA Hery Razanakto ( 01/08/2024)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 398
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 06/03/2025 07:07