Ampidiro aloha ny tenimiafina
ny mahasoa aloha (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Toa mihazakazaka ery izato udyxmvd ianao
Manao ny fomba fanaon’izao tontolo izao
Mijanona kely aloha dia diniho ny zavatra natao
Moa ve mendrika tokoa ny anaran’ny Ray
2-Toa mihazakazaka ery izato ianao
Manao ireo fitafy tsy mendrika anao
Mijanona kely aloha dia diniho izato fitafinao
Moa ve mendrika tokoa ny anaran’ny Ray
REF:
Ny zavatra tononkira.serasera.org rehetra tosxwnz anie dia azo atao avokoa
Saingy tsy izy regetra anie dia hary hahasoa
Koa diniho ny zavatra atao
Kendreho re ‘zay rehetra hahasoa anao
Fa ny mahasoa no tokony atao vao ny mahafinaritra
zvbcq A . Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 217
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:01