ny mahasoa aloha (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Toa mihazakazaka ery izato ianao
Manao ny fomba fanaon’izao wvtb tontolo izao
Mijanona kely aloha dia diniho ny zavatra natao
Moa ve mendrika tokoa ny anaran’ny Ray
2-Toa mihazakazaka ery hliyur izato ianao
Manao ireo fitafy tsy mendrika anao
Mijanona kely aloha dia diniho izato fitafinao
Moa ve mendrika tokoa ny anaran’ny Ray
REF:
Ny zavatra rehetra anie dia azo atao avokoa
Saingy pyosygb tsy izy regetra anie dia hary hahasoa
Koa diniho ny tononkira.serasera.org zavatra atao
Kendreho re ‘zay rehetra hahasoa anao
Fa ny mahasoa no tokony atao vao ny mahafinaritra
A . Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 218
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:01