ny mahasoa aloha (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Toa mihazakazaka ery izato ianao
Manao ny fomba fanaon’izao tontolo izao
Mijanona kely aloha dia diniho  ny zavatra natao
Moa ve mendrika tokoa ny anaran’ny Ray

2-Toa mihazakazaka ery izato ianao
Manao ireo fitafy tsy mendrika anao
Mijanona kely aloha dia diniho izato fitafinao
Moa ve mendrika tokoa ny anaran’ny Ray

REF:
Ny zavatra rehetra anie dia azo atao avokoa
Saingy tsy izy regetra anie dia hary hahasoa
Koa diniho ny zavatra atao
Kendreho re ‘zay rehetra hahasoa anao
Fa ny mahasoa no tokony atao vao ny mahafinaritra
                                 A . Hery Razanakoto  
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 110
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0203