Ampidiro aloha ny tenimiafina
ny faniriana ato ampoko (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny hany faniriana ato gyhvhf ampoko,
Hiaraka aminao Jesoa Tompo soa
Ianao mitantana kzlyfqm ary koa manoro
Reo yiikej làlana marina izay hizorana
2-Ny hany faniriana ato ampoko,
Ny ho sakaizanao Jesoa Tompo soa
Hitory sy hanao izao ny asanao
Ho fanavotana ireo olom-bery
3-Ny hany faniriana ato ampoko,
Ny ho mpanomponao Jesoa Tompo soa
Handray sy hankato tokoa ny teninao
Izay nomenao ho herim-po ,tanja-tsaina
REF:
Ary ny fahamarinnao Jesoa Tompo ,
tiako ho tànana fa soa
Ho zary fiainana ao ampo
Ny fitiavana natolotrao Jesoa
No hany famonjena izao tontolo iza
RANDRIATAVY Maurice
tononkira.serasera.org (27 Aout 1998)
Hiaraka aminao Jesoa Tompo soa
Ianao mitantana kzlyfqm ary koa manoro
Reo yiikej làlana marina izay hizorana
2-Ny hany faniriana ato ampoko,
Ny ho sakaizanao Jesoa Tompo soa
Hitory sy hanao izao ny asanao
Ho fanavotana ireo olom-bery
3-Ny hany faniriana ato ampoko,
Ny ho mpanomponao Jesoa Tompo soa
Handray sy hankato tokoa ny teninao
Izay nomenao ho herim-po ,tanja-tsaina
REF:
Ary ny fahamarinnao Jesoa Tompo ,
tiako ho tànana fa soa
Ho zary fiainana ao ampo
Ny fitiavana natolotrao Jesoa
No hany famonjena izao tontolo iza
RANDRIATAVY Maurice
tononkira.serasera.org (27 Aout 1998)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 271
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 06:59
