ny faniriana ato ampoko (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny hany bpwab faniriana ato ampoko,
Hiaraka aminao Jesoa Tompo soa
Ianao mitantana ary koa manoro
Reo làlana marina izay hizorana
2-Ny hany faniriana ato ampoko,
Ny ho sakaizanao Jesoa Tompo soa
Hitory sy sefob hanao izao ny asanao
Ho fanavotana ireo olom-bery
3-Ny hany faniriana ato ampoko,
Ny ho mpanomponao Jesoa Tompo soa
Handray tononkira.serasera.org sy hankato tokoa ny teninao
Izay nomenao ho herim-po ,tanja-tsaina
REF:
Ary ny fahamarinnao Jesoa Tompo ,
tiako ho tànana fa soa
Ho zary fiainana ao ampo
Ny fitiavana natolotrao Jesoa
No hany famonjena izao tontolo iza
RANDRIATAVY Maurice
qfcvepa (27 Aout 1998)
Hiaraka aminao Jesoa Tompo soa
Ianao mitantana ary koa manoro
Reo làlana marina izay hizorana
2-Ny hany faniriana ato ampoko,
Ny ho sakaizanao Jesoa Tompo soa
Hitory sy sefob hanao izao ny asanao
Ho fanavotana ireo olom-bery
3-Ny hany faniriana ato ampoko,
Ny ho mpanomponao Jesoa Tompo soa
Handray tononkira.serasera.org sy hankato tokoa ny teninao
Izay nomenao ho herim-po ,tanja-tsaina
REF:
Ary ny fahamarinnao Jesoa Tompo ,
tiako ho tànana fa soa
Ho zary fiainana ao ampo
Ny fitiavana natolotrao Jesoa
No hany famonjena izao tontolo iza
RANDRIATAVY Maurice
qfcvepa (27 Aout 1998)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 347
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 06:59
