ny faniriana ato ampoko (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny hany faniriana ato ampoko,
Hiaraka aminao Jesoa Tompo soa
Ianao mitantana ary koa manoro
Reo làlana marina izay hizorana
2-Ny hany faniriana ato ampoko,
Ny ho sakaizanao Jesoa Tompo soa
Hitory sy hanao tononkira.serasera.org izao ny asanao
Ho fanavotana ireo olom-bery
3-Ny hany faniriana ato ampoko,
Ny ho mpanomponao Jesoa Tompo soa
Handray sy hankato tokoa ny teninao
Izay nomenao ho herim-po ,tanja-tsaina
REF:
Ary ny fahamarinnao Jesoa Tompo qgdkispt ,
tiako ho tànana fa soa
Ho zary fiainana ao ampo
Ny fitiavana natolotrao Jesoa
No hany mexcjjqc famonjena izao tontolo iza
nvoryml RANDRIATAVY Maurice
(27 Aout 1998)
Hiaraka aminao Jesoa Tompo soa
Ianao mitantana ary koa manoro
Reo làlana marina izay hizorana
2-Ny hany faniriana ato ampoko,
Ny ho sakaizanao Jesoa Tompo soa
Hitory sy hanao tononkira.serasera.org izao ny asanao
Ho fanavotana ireo olom-bery
3-Ny hany faniriana ato ampoko,
Ny ho mpanomponao Jesoa Tompo soa
Handray sy hankato tokoa ny teninao
Izay nomenao ho herim-po ,tanja-tsaina
REF:
Ary ny fahamarinnao Jesoa Tompo qgdkispt ,
tiako ho tànana fa soa
Ho zary fiainana ao ampo
Ny fitiavana natolotrao Jesoa
No hany mexcjjqc famonjena izao tontolo iza
nvoryml RANDRIATAVY Maurice
(27 Aout 1998)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 269
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 06:59
