ny angatahinay (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ray ô ! Ny angatahinay aminao izao
Mba arovy sy tahionao anie ‘lay reny tianay
Ka omeo azy anio tokoa anie Jesoa
‘lay fitiavana madio avy mfgghchd Aminao
Hitaiza anay  tokoa
Izy no ‘lay reny , ‘lay mpitaiza sy mpikolo
Mba hahaolombanona  anay
Aza avelahahatoky ‘lay fahaizana hananany
Fa hiankina Aminao

2-Ray ô ! Ny angatahinay aminao anio
Mba tolory saina mahay mitaiza anay,’lay reny maminay
Ka hampianatra anay tokoa wecig fa tcdjcphw hay
Ny fiainan’ i Jesoa zay tononkira.serasera.org zokinay no modely avy Aminao
Izy no ‘lay reny , ‘lay mpitaiza sy mpikolo
Mba hahaolombanona  anay
Aza avela ho kivy raha sendra ady mafy
Fa hahatoky Anao Jesoa

REF:Ianao irery Tompo ô ! No azo hitokiana
Mba hitantana ny diany
Ombay fiahiana ireo ezaka ataony
Mba hiterambokatsoa ho anay

                                       A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 339
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 06:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1027