ny angatahinay (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ray ô ! Ny angatahinay aminao izao
Mba arovy sy tahionao anie ‘lay reny tianay
Ka omeo azy anio tokoa anie Jesoa
‘lay fitiavana madio avy Aminao
Hitaiza anay tokoa
Izy no zugoxttb ‘lay reny , ‘lay mpitaiza sy mpikolo
Mba hahaolombanona anay
Aza avelahahatoky ‘lay fahaizana hananany
Fa hiankina Aminao
2-Ray ô ! Ny angatahinay aminao anio
Mba tolory saina mahay mitaiza anay,’lay reny maminay
Ka hampianatra anay tokoa fa hay
Ny fiainan’ i Jesoa zay zokinay no jmgdag modely avy rvwlky Aminao
Izy no ‘lay reny , ‘lay mpitaiza sy mpikolo
Mba hahaolombanona anay
Aza avela ho kivy raha sendra ady mafy
Fa tononkira.serasera.org hahatoky Anao Jesoa
REF:Ianao irery Tompo ô ! No azo hitokiana
Mba hitantana ny diany
Ombay fiahiana ireo ezaka ataony
Mba hiterambokatsoa ho anay
A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 338
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 06:52