Ampidiro aloha ny tenimiafina
ny angatahinay (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ray ô ! tononkira.serasera.org Ny angatahinay aminao izao
Mba arovy sy tahionao anie ‘lay reny tianay
Ka omeo azy anio tokoa anie Jesoa
‘lay fitiavana madio avy Aminao
Hitaiza anay tokoa
Izy no ‘lay reny , ‘lay mpitaiza sy mpikolo
Mba hahaolombanona dbwr anay
Aza avelahahatoky ‘lay fahaizana hananany
Fa hiankina Aminao
2-Ray ô ddqdem ! lynwu Ny angatahinay aminao anio
Mba tolory saina mahay mitaiza anay,’lay reny maminay
Ka hampianatra anay tokoa fa hay
Ny fiainan’ i Jesoa zay zokinay no modely avy Aminao
Izy no ‘lay reny , ‘lay mpitaiza sy mpikolo
Mba hahaolombanona anay
Aza avela ho kivy raha sendra ady mafy
Fa hahatoky Anao Jesoa
REF:Ianao irery Tompo ô ! No azo hitokiana
Mba hitantana ny diany
Ombay fiahiana ireo ezaka ataony
Mba hiterambokatsoa ho anay
A . Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 369
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 06:52