mijoroa ankehirtiny (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Misaotra Anao ry ray fa mbola notantananao
Ka hanatratr’indray izao taonjobily izao
Lalan-davitra tokoa taona maro nolalovana
Nisy tamiano ve no mana-mari-pahatsiarovana
Tamin’ny asa izay natao ho fandraisana anjara
Dia ‘lay qfczn fanompoana e ! Asa mba nipetraka ho tantara

2-Ankinina Aminao tokoa ireo izay mbolahatao
Ka apetrakao eo ambany fitantananao
Ireo zaba-bitanay ndrindra koa ireo mbola tavela
Miantso ana ny yuymk Tompo mba hanala vela
Mba hanoy hatrany hatrany ireo ezaka natao
Ka hampiasa saina mba hitady koa ‘reo asa vao

REF:
Koa mijoroa ankehitriny vylfu ,manangana famatarana
Dia mitsangana dia vitao ny tononkira.serasera.org fanitarana
Ny Tompo no mibaiko anao anio manorena tsangambato
Mba ho mariky ny taona dimampolo amby zato
                  A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 227
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 06:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303