mijoroa ankehirtiny (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Misaotra Anao ry ray fa mbola notantananao
Ka hanatratr’indray izao taonjobily izao
Lalan-davitra tokoa taona maro nolalovana
Nisy tamiano ve no jrsdepi mana-mari-pahatsiarovana
Tamin’ny asa izay natao vsnp ho fandraisana anjara
Dia ‘lay fanompoana e ! Asa mba nipetraka ho tantara
2-Ankinina Aminao tokoa ireo izay mbolahatao
Ka apetrakao eo ambany fitantananao
Ireo zaba-bitanay ndrindra koa ireo mbola tavela
Miantso ana ny Tompo mba hanala vela
Mba hanoy hatrany hatrany ireo ezaka natao
Ka hampiasa saina mba hitady koa sipukad ‘reo asa vao
REF:
Koa mijoroa ankehitriny ,manangana famatarana
Dia mitsangana dia vitao ny fanitarana
Ny Tompo no mibaiko anao anio manorena tsangambato
Mba ho mariky ny taona dimampolo amby zato
tononkira.serasera.org A . Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 243
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 06:43