meteza ho fianarana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Meteza ho fianarana ianao amin’izay rehetra ataonao
Amin’ny fiteny ,@ fihetsika,@ fitondra-tena koa
Ataovy izay rehetra ataonao e! fa temza misy fetra anie ny ety
Ka manaova hatrany ilay fahamarinana,fa izay no sitraky ny Ray
2-Meteza ho fianarana ianao amin’izay rehetra ataonao
Amin’ny fitiavana,fahadiovana,ka tena tononkira.serasera.org hadio tokoa ianao
Ataovy izay rehetra ataonao e! fa misy fetra anie ny ety

REF:
Tandremo ny tenanao sy ‘reo ‘lay fampianaranao
Koa mahareta ny amin’izany dia hamonjy ny tenanao ianao
Tandremo ny wuhi tenanao sy ‘reo ‘lay fampianaranao
Koa mahareta ny amin’izany dia hamonjy izay mihaino anao
Misehoa ho modely ianao,mba hiseho tokoa ny voninahiny
Ka manaova hatrany ilay fahamarinana
Fa xiothfh izany no sitraky ny Ray ( I Tim 4:12)
A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 337
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 09:19