meteza ho fianarana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Meteza ho fianarana ianao amin’izay rehetra ataonao
Amin’ny fiteny ,@ fihetsika,@ fitondra-tena koa
Ataovy izay rehetra ataonao e! fa misy fetra anie ny ety
Ka manaova hatrany ilay fahamarinana,fa izay no sitraky ny Ray
2-Meteza ho fianarana ianao amin’izay rehetra ataonao
Amin’ny fitiavana,fahadiovana,ka tena hadio tokoa ianao
Ataovy opdrjcne izay rehetra ataonao e! fa misy fetra anie ny ety

REF:
Tandremo ny tenanao sy ‘reo ‘lay fampianaranao
Koa mahareta ny tononkira.serasera.org amin’izany dia hamonjy ny tenanao ianao

Koa mahareta ny amin’izany dia hamonjy izay mihaino anao
Misehoa ho modely ianao,mba hiseho tokoa ny voninahiny
Ka manaova hatrany ilay fahamarinana
Fa izany no sitraky ny Ray ( I Tim 4:12)
mqte fgmvtp A . Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 294
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:19