meteza ho fianarana (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Meteza ho fianarana ianao amin’izay rehetra ataonao
Amin’ny fiteny ,@ fihetsika,@ fitondra-tena koa
Ataovy izay rehetra ataonao e! fa misy fetra anie ny ety
Ka manaova hatrany ilay fahamarinana,fa izay no sitraky ny Ray

2-Meteza ho fianarana npsiri ianao amin’izay rehetra ataonao
Amin’ny fitiavana,fahadiovana,ka tena hadio tokoa ianao
Ataovy izay rehetra ataonao e! fa misy fetra anie ny ety
Ka manaova hatrany ilay fahamarinana,fa izay no sitraky ny Ray

REF:

Tandremo ny tenanao sy ‘reo ‘lay fampianaranao
Koa mahareta ny amin’izany dia hamonjy ny tenanao ianao
Tandremo ny tenanao sy ‘reo ‘lay fampianaranao
Koa mahareta ny amin’izany dia hamonjy biyrklav izay mihaino anao
Misehoa ho modely ianao,mba hiseho tokoa ny voninahiny
Ka manaova hatrany ilay fahamarinana
Fa izany no sitraky ny Ray      lnkybpue    ( I Tim 4:12)

       tononkira.serasera.org                A . Hery Razanakoto  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 248
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337