meteza hampahery (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha sendra fitsapana ady mafy tsy hay ialana
Zary kivy eny resy zany fo fanahy
Tsy hita izay hombana na ‘zay koa hoe ihantana
Dia izao nomba hiriko homenao ahy vrgso
2-Raha toa moa tsy hay zakaina
Mahavaka izany saina
Ny fanonja sy sangodin’nyfiainana
Raha latsaka anaty ratram-po toa tsy ho tanty
Dia Ianao Ray no hitarainana
3-Ndraindray toa mba mila ho leo
Nohon’ny fiainana miseho
Toa tsy mety avokoa ‘zay rehetra tononkira.serasera.org mba atao
Mitohy wrsfddj ho ratsy hatrany ‘reo anjarako eto antany
Dia izao no tonom-bavako Aminao
Meteza hampahery ka aza avel’irery
Henoy e ! Ny talaho qtrzpv e !akarina Aminao
Omeo koa fo matoky ilay fitantananao
Mandrampialako ho any Aminao
A . Edson Josoa (Oct 2005)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 415
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 06/03/2025 07:04