Ampidiro aloha ny tenimiafina
meteza hampahery (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha sendra fitsapana ady mafy tsy hay ialana
Zary tononkira.serasera.org kivy eny resy zany fo fanahy
Tsy hita ifgpo izay hombana na ‘zay koa hoe ihantana
Dia izao nomba hiriko homenao ahy
2-Raha toa moa tsy hay zakaina
Mahavaka izany saina
Ny fanonja sy sangodin’nyfiainana
Raha latsaka anaty ratram-po toa tsy ho tanty
Dia islj Ianao Ray no hitarainana
3-Ndraindray toa mba mila ho leo
Nohon’ny fiainana miseho
Toa tsy mety avokoa ‘zay rehetra mba atao
Mitohy ho ratsy hatrany ‘reo zjpxxjkx anjarako eto antany
Dia izao no tonom-bavako Aminao
Meteza hampahery ka aza avel’irery
Henoy e ! Ny talaho e !akarina Aminao
Omeo koa fo matoky ilay fitantananao
Mandrampialako ho any Aminao
A . Edson Josoa (Oct 2005)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 375
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 06/03/2025 07:04