meteza hampahery (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha sendra fitsapana ady mafy tsy hay ialana
Zary kivy eny resy zany fo fanahy
Tsy hita izay hombana na ‘zay koa hoe ihantana
Dia izao nomba wpkvst hiriko homenao ahy

2-Raha tononkira.serasera.org toa moa tsy hay zakaina
Mahavaka rgyfv izany saina
Ny fanonja sy sangodin’nyfiainana
Raha latsaka anaty ratram-po toa tsy ho tanty
Dia Ianao Ray no hitarainana

3-Ndraindray toa mba mila ho  leo
Nohon’ny fiainana miseho
Toa tsy mety avokoa ‘zay rehetra mba atao
Mitohy ho ratsy hatrany ‘reo anjarako intecw eto antany
Dia izao no tonom-bavako Aminao

Meteza hampahery ka aza avel’irery
Henoy e ! Ny talaho e !akarina Aminao
Omeo koa fo matoky ilay fitantananao
Mandrampialako ho any Aminao
                A . Edson Josoa (Oct 2005)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 416
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 06/03/2025 07:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0455