meteza (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ray ô ! Isan’andro isan’andro anie
No mitaraina Aminao ‘zahay
Noho ireo adim-piainana ety
Ray ô ! qoxck Meteza mba hitantana ianao
Ianao Ray ô ! No Andriamanitray
Andriamanitra izay hivavahanay
Ray ô !mba meteza ianao mba hitantana anao
2-Mino aho fa Ianao ’lay tononkira.serasera.org maherinay
Ry Jesoa kapiteninay,Ianao no mpitantana anay
Jesoa ô ! Mahatoky ny herinao izahay
Ianao Jesoa no itokianay,satria Ianao ‘lay zanaky ny Ray
Mahery tsy hay tohaina ny herinao
Jesoa mahatoky wevyncn ny herinao izahay
A . Hery Razanakoto (13 Jan 1992)
ilxsfvjo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 430
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 09:20