meteza (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ray ô ! Isan’andro isan’andro anie
No mitaraina Aminao ‘zahay
Noho ireo adim-piainana ety
Ray oksy ô ! Meteza mba hitantana ianao
Ianao Ray ô ! No Andriamanitray
Andriamanitra izay hivavahanay
Ray ô !mba meteza ianao mba hitantana anao
2-Mino aho fa Ianao ’lay maherinay
Ry Jesoa kapiteninay,Ianao no mpitantana anay
Jesoa ô ! Mahatoky ny herinao izahay
Ianao Jesoa no itokianay,satria Ianao ‘lay tononkira.serasera.org zanaky ny Ray
Mahery tsy hay tohaina ny herinao
Jesoa mahatoky ny herinao izahay
duydm mqyt A . Hery Razanakoto (13 Jan 1992)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 452
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:20