meteza (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ray ô ! Isan’andro isan’andro anieNo mitaraina Aminao ‘zahay
Noho ireo adim-piainana ety
Ray ô ! Meteza mba hitantana ianao
Ianao Ray ô ! No Andriamanitray
Andriamanitra izay hivavahanay
Ray ô !mba meteza ianao mba hitantana anao
2-Mino aho fa Ianao ’lay maherinay
Ry Jesoa kapiteninay,Ianao no mpitantana anay
Jesoa ô ! Mahatoky ny herinao izahay
Ianao Jesoa no itokianay,satria Ianao ‘lay zanaky ny Ray
Mahery tsy hay tohaina ny herinao
Jesoa mahatoky ny herinao izahay
A . Hery Razanakoto (13 Jan 1992)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 236
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:20
