lazaiko aminareo (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF :
Lazaiko aminareo marina tokoa e !
Fa izay rehetra ataonareo
Tamin’ireo madinika ireo
O nataonareo Tamiko hoy Jesoa
1-Raha noana Aho dia nomenareo sakafo
Narary Aho dia notsambonareo
Tsy nanana wans dia novenjenareo
Nigadra aho dia tononkira.serasera.org novanginareo
Tena marina e! tena marina
2-Nangetaheta Aho dia nomenao rano
Vahiny Aho ,novohainao trano
Tsy nanana dia notafinareo
Raha lavo Aho dia nobatainareo
Tena marina e ! Tena marina
Matio 25 : 40
ehetc A.Hery Razanakoto
ldge
Lazaiko aminareo marina tokoa e !
Fa izay rehetra ataonareo
Tamin’ireo madinika ireo
O nataonareo Tamiko hoy Jesoa
1-Raha noana Aho dia nomenareo sakafo
Narary Aho dia notsambonareo
Tsy nanana wans dia novenjenareo
Nigadra aho dia tononkira.serasera.org novanginareo
Tena marina e! tena marina
2-Nangetaheta Aho dia nomenao rano
Vahiny Aho ,novohainao trano
Tsy nanana dia notafinareo
Raha lavo Aho dia nobatainareo
Tena marina e ! Tena marina
Matio 25 : 40
ehetc A.Hery Razanakoto
ldge
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 252
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 28/02/2025 09:15
