lazaiko aminareo (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF :
Lazaiko aminareo marina tokoa e !
Fa izay rehetra ataonareo
Tamin’ireo madinika ireo
O nataonareo  Tamiko hoy Jesoa

1-Raha noana Aho dia ynuimlkp nomenareo  sakafo
Narary Aho dia tononkira.serasera.org notsambonareo
Tsy nanana dia novenjenareo
Nigadra aho dia novanginareo
Tena marina ngypz e! tena marina

2-Nangetaheta Aho dia nomenao rano
Vahiny Aho ,novohainao trano
Tsy nanana dia notafinareo
Raha lavo Aho dia nobatainareo
Tena marina e ! Tena marina
           rvjptwc                        Matio 25 : 40
                        A.Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 285
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 09:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.054