lazaiko aminareo (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF :
Lazaiko aminareo marina tokoa e !
Fa izay rehetra ataonareo
Tamin’ireo madinika ireo
O nataonareo  Tamiko hoy Jesoa

1-Raha noana Aho dia nomenareo  sakafo
Narary Aho dia notsambonareo
Tsy nanana dia novenjenareo
Nigadra aho dia jxzu novanginareo
Tena marina e! tena marina

2-Nangetaheta Aho dia pdwwync nomenao rano
Vahiny Aho ,novohainao trano
Tsy nanana dia notafinareo
Raha lavo Aho dia nobatainareo
Tena marina e ! Tena marina
  tononkira.serasera.org                                 Matio 25 : 40
                     hwpqgxf    A.Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 256
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 09:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314