izy tokoa no hiady (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Reraka sy mitaraina ,vokatr’ireo adin-tsaina
Aiza ny lalan-kaleha hamahan’ireo olana
Toa maro tsy tambo isaina ireo ady aman’aina
Mila hahakivy ny saina mila hahakivy koa zany loha
2-Ireo ady mitranga dia tsy maintsy ho sedraina
Aza mora kivy fa ny Tompo tmvrp anie tsy handao
Izy tsy kvvciptk hamela ho irery raha toa ka sendra ady mafy
Fa manampy anao foana mba hamaha ireo olana
REF:
Meteza hahatoky ny Tompo amin’ny ady mampitoloko
Ny Tompo anie tsy mba manda hamahan’ireo olana
Izy tokoa no hiady fa ianao hangina
meoblk tononkira.serasera.org A . Hery Razanakoto (13 Sept 2019)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 365
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 09:04