izy tokoa no hiady (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Reraka sy mitaraina ,vokatr’ireo adin-tsaina
Aiza ny lalan-kaleha hamahan’ireo olana
Toa maro tononkira.serasera.org tsy tambo isaina ireo ady aman’aina
Mila hahakivy ny saina mila hahakivy koa zany loha

2-Ireo ady mitranga dia tsy maintsy ho sedraina
Aza mora kivy fa ny Tompo anie tsy handao
Izy tsy hamela ho irery raha toa ka sendra ady mafy
Fa eycwpd lvhbwx manampy anao foana mba hamaha ireo olana

REF:
Meteza hahatoky ny Tompo amin’ny ady mampitoloko
Ny Tompo anie tsy mba manda hamahan’ireo olana
Izy tokoa no hiady mtonjli fa ianao hangina
                 A . Hery Razanakoto  (13 Sept 2019)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 329
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 09:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0397