Ampidiro aloha ny tenimiafina
izy tokoa no hiady (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Reraka sy mitaraina ,vokatr’ireo adin-tsaina
Aiza ny lalan-kaleha hamahan’ireo olana
Toa maro tsy tambo isaina ireo ady aman’aina
Mila hahakivy ny tononkira.serasera.org saina mila hahakivy koa zany eihv loha
2-Ireo ady mitranga rtxerp dia tsy maintsy ho sedraina
Aza mora kivy fa ny Tompo anie tsy handao
Izy tsy hamela ho irery raha toa ka sendra ady mafy
Fa manampy anao foana mba hamaha ireo olana
REF:
Meteza hahatoky ny Tompo amin’ny qtzylhsu ady mampitoloko
Ny Tompo anie tsy mba manda hamahan’ireo olana
Izy tokoa no hiady fa ianao hangina
A . Hery Razanakoto (13 Sept 2019)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 308
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:04