Ampidiro aloha ny tenimiafina
iza no ahy any an-danitra (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lqkdqp Iza no ahy any an-danitra
Ary tsy misy tononkira.serasera.org ety ambonin’ny tany iriko tahaka Anao
Ka na levona aza ny nofoko sy ny foko
Dia mbola vatolampiko mandrakizay Andrimanitra
Fa indro very izay lavitra Anao
Aringanao ‘zay rehetra
Mijangajanga mahafoy Anao
Fa oxwhgx izaho fa izaho dia ny eo akaikinao ry Ray
Eo hbvkprwg akaikinao no mahatsara ahy
Ianao Jehovah Tompo ô ! No ataoko aroko
Mba hilaza ny asanao ‘zahay
A . Hery Razanakoto (19 Fev 2007)
Ary tsy misy tononkira.serasera.org ety ambonin’ny tany iriko tahaka Anao
Ka na levona aza ny nofoko sy ny foko
Dia mbola vatolampiko mandrakizay Andrimanitra
Fa indro very izay lavitra Anao
Aringanao ‘zay rehetra
Mijangajanga mahafoy Anao
Fa oxwhgx izaho fa izaho dia ny eo akaikinao ry Ray
Eo hbvkprwg akaikinao no mahatsara ahy
Ianao Jehovah Tompo ô ! No ataoko aroko
Mba hilaza ny asanao ‘zahay
A . Hery Razanakoto (19 Fev 2007)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 682
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 09:02
