iza no ahy any an-danitra (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no ahy any an-danitra
Ary tsy misy ety ambonin’ny tany iriko tahaka Anao
Ka na levona zuoqrzv aza ny nofoko sy ny foko
Dia mbola vatolampiko mandrakizay Andrimanitra
Fa indro very izay lavitra Anao
Aringanao ieznvpn ‘zay rehetra
Mijangajanga mahafoy Anao
Fa izaho fa izaho tononkira.serasera.org dia ny eo akaikinao ry Ray
Eo akaikinao no mahatsara ahy
Ianao Jehovah Tompo ô ! eooci No ataoko aroko
Mba hilaza ny asanao ‘zahay
A . Hery Razanakoto (19 Fev 2007)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 682
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:02