Ampidiro aloha ny tenimiafina
iza no ahy any an-danitra (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no ahy any an-danitra
Ary tsy misy ety ambonin’ny tany iriko fkndxju tahaka Anao
Ka na levona aza ny nofoko sy ny foko
Dia mbola vatolampiko xofzj mandrakizay Andrimanitra
Fa indro very izay lavitra Anao
Aringanao ‘zay rehetra
Mijangajanga mahafoy Anao
Fa izaho fa izaho dia tononkira.serasera.org ny eo akaikinao ry Ray
Eo akaikinao no mahatsara ahy
Ianao Jehovah Tompo ô ! No ataoko xaxnnked aroko
Mba hilaza ny asanao ‘zahay
A . Hery Razanakoto (19 Fev 2007)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 620
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:02