isaoranay (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF :Tonga indray anio ‘lay andro fahatsiarovana
Fahatsiarovana ‘lay fetinao ry Neny tianay tiako
Arabaina ianao fa tratry ‘zany fety izany
Arabaina ianao fa mbola velon’aina

1-Isaoranay tokoa ianao ry Raiko tia
Niaro sy nitantana ny dia
Ka na sarotra aza re ny diany
Dia nijoro hatrany tsy nania
Ka isaoranay ny Ray fa nanolotra anay
Reny tena tia anay tokoa
Ka nitaiza anay sy nanasoa

2-Isaoranay tokoa ianao ry Neny ô !
Tamin’izay rehetra nomenao
Sarobidy amianay tokoa anie
‘lay fitiavana natolotrao
Tena tsy voavalinay ‘lay fitiia natolotrao
Fa Jesoa izay hitokianay no hamaly ‘lay fitiavanao
                           A .Hery Razanakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 244
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 09:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0185