isaoranay (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF :Tonga indray anio prbwp ‘lay andro fahatsiarovana
Fahatsiarovana ‘lay fetinao ry Neny tianay tiako
Arabaina ianao fa tratry ‘zany fety izany
Arabaina ianao fa mbola velon’aina
1-Isaoranay tokoa ianao ry Raiko tia
Niaro sy nitantana ny dia
Ka na sarotra aza re ny diany
Dia nijoro hatrany tsy nania
Ka isaoranay ny Ray fa nanolotra anay
Reny tononkira.serasera.org tena tia anay tokoa
Ka nitaiza anay sy lspmcgqr lqunrw nanasoa
2-Isaoranay tokoa ianao ry Neny ô !
Tamin’izay rehetra nomenao
Sarobidy amianay tokoa anie
‘lay fitiavana natolotrao
Tena tsy voavalinay ‘lay fitiia natolotrao
Fa Jesoa izay hitokianay no hamaly ‘lay fitiavanao
A .Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 461
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:00