isaoranay (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF qhcjtpw :Tonga indray anio ‘lay andro fahatsiarovana
Fahatsiarovana ‘lay fetinao ry Neny tianay tiako
Arabaina ianao fa tratry ‘zany fety izany
Arabaina ianao fa mbola velon’aina
1-Isaoranay tokoa ianao ry Raiko tia
Niaro sy nitantana ny dia
Ka na sarotra aza acvklo re ny diany
Dia nijoro hatrany tsy nania
Ka isaoranay tononkira.serasera.org ny Ray fa nanolotra anay
Reny tena tia anay tokoa
Ka nitaiza anay sy nanasoa
2-Isaoranay tokoa ianao ry Neny ô !
Tamin’izay rehetra nomenao
Sarobidy amianay tokoa anie
‘lay fitiavana natolotrao
Tena tsy voavalinay ‘lay fitiia natolotrao
Fa Jesoa izay hitokianay no hamaly ‘lay fitiavanao
lbttvyal A .Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 553
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:00