indro apetrako (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indro apetrako eo antananao Ray
Ny fiainanay ety ho tantananao
Ka Ianao no hiaro sy hiahy
Amin’ireo zava-maro iaretanay
2-Indro apetrako eo antananao Ray
Ny fianaranay sy ny fanadinanay
Mba ahiaqrb omeo anay ‘lay saina mahay mandray
Fa sarotra tokoa anie ireo lesonay
3-Indro apetrako eo antananao Ray
Ireo asa fanompoana iandraketanay
Ka Ianao tokoa no hanolontsaina anay
Mba ahafahnay ùanao ireo asanay
REF :
Ka na inona manjo, Ianao ry Jesoa soa
No hitantana ny dia mba ho tonga ar`y
Fa tsy maintsy iaretanay eydg ireo ady hatrehanay
Fa ny fiaretanay no hampandresy anay
tononkira.serasera.org A . Hery Razanakoto (Mai lqymai 2016)
Ny fiainanay ety ho tantananao
Ka Ianao no hiaro sy hiahy
Amin’ireo zava-maro iaretanay
2-Indro apetrako eo antananao Ray
Ny fianaranay sy ny fanadinanay
Mba ahiaqrb omeo anay ‘lay saina mahay mandray
Fa sarotra tokoa anie ireo lesonay
3-Indro apetrako eo antananao Ray
Ireo asa fanompoana iandraketanay
Ka Ianao tokoa no hanolontsaina anay
Mba ahafahnay ùanao ireo asanay
REF :
Ka na inona manjo, Ianao ry Jesoa soa
No hitantana ny dia mba ho tonga ar`y
Fa tsy maintsy iaretanay eydg ireo ady hatrehanay
Fa ny fiaretanay no hampandresy anay
tononkira.serasera.org A . Hery Razanakoto (Mai lqymai 2016)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 414
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:58
