indro apetrako (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indro apetrako eo antananao Ray
Ny fiainanay ety ho tantananao
Ka Ianao no hiaro sy hiahy
Amin’ireo zava-maro iaretanay
2-Indro apetrako eo antananao Ray
Ny fianaranay sy ny fanadinanay
Mba omeo anay ‘lay saina mahay mandray
Fa sarotra tokoa anie tononkira.serasera.org ireo lesonay
3-Indro eilbmqaq apetrako eo antananao Ray
Ireo asa fanompoana iandraketanay
Ka Ianao tokoa no hanolontsaina anay
Mba ahafahnay ùanao ireo asanay
REF :
Ka na inona manjo, Ianao ry Jesoa soa
No hitantana ny dia mba ho tonga ar`y
Fa tsy maintsy iaretanay ireo ady hatrehanay
Fa ny fiaretanay no gbxy hampandresy anay
A . Hery ljlifxsx Razanakoto (Mai 2016)
Ny fiainanay ety ho tantananao
Ka Ianao no hiaro sy hiahy
Amin’ireo zava-maro iaretanay
2-Indro apetrako eo antananao Ray
Ny fianaranay sy ny fanadinanay
Mba omeo anay ‘lay saina mahay mandray
Fa sarotra tokoa anie tononkira.serasera.org ireo lesonay
3-Indro eilbmqaq apetrako eo antananao Ray
Ireo asa fanompoana iandraketanay
Ka Ianao tokoa no hanolontsaina anay
Mba ahafahnay ùanao ireo asanay
REF :
Ka na inona manjo, Ianao ry Jesoa soa
No hitantana ny dia mba ho tonga ar`y
Fa tsy maintsy iaretanay ireo ady hatrehanay
Fa ny fiaretanay no gbxy hampandresy anay
A . Hery ljlifxsx Razanakoto (Mai 2016)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 491
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:58
