indro aho anio (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jesoa no hitarainako,ö mba henoy tcgv ny fivavahako
Mino hwfr aho Jesoa fa mihaino ahy Ianao
Fa mibebaka tononkira.serasera.org Aminao ty mpanomponao
Maro tokoa ireo ota izay natao ka lasa zay nampisaraka
Indro aho anio hanatona Anao
Mba handrindra fivavahana Aminao
Mino aho Jesoa ,tena mino aho fa Ianao dia tsy handà
‘lay be indrafo ‘lay be fitiavana
Ô mba meteza Ianao ,tena hanaiky tokoa
Mba handrindra fihavanana
Tsy misy afa-tsy izay no anantenanay
‘lay famelan-keloka avy Aminao
Jesoa mino tmweqj aho fa Ianaodia tsy handà
Ka hadrindra fihavanana aminay
A . Hery Razanakoto (11 Fev 2021)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 319
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:55